FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY ” CARREFOUR DE RUGBY” NA NY IVOTOERANA NATOKANA HO AN’NY MAKIS LADIES 7S

Notanterahana ny 23 jona 2022 tetsy amin'ny Arkadia Analakely ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny ivontoerana natokana ho an'ny Makis...
Read More
FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY ” CARREFOUR DE RUGBY” NA NY IVOTOERANA NATOKANA HO AN’NY MAKIS LADIES 7S

YOUTH SUMMIT 2022

Notanterahana ny faha 21, 22 ary 23 Jona 2022, tao Antsirabe ny zaikabe rezionaly ho an'ny tanora. Tanora miisa 150...
Read More
YOUTH SUMMIT 2022

FARITRA ANDROY: FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA AO ANDABOLY.

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ka tsy very anjara amin'izany ny tontolon'ny Tanora sy Fanatanjahantena. (suite…)
Read More
FARITRA ANDROY: FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA AO ANDABOLY.

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA AMIN’NY FANENTANANA MOMBA NY VARIRA.

"Arova tsika gny olo varira fa olombelo manahaky antsika avao koa". Io no lohateny nentina nankalazana izany. (suite…)
Read More
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA AMIN’NY FANENTANANA MOMBA NY VARIRA.

TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

Notontosaina ny 11 Jona 2022 tetsy amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina ny lalao miverina izay nifanandrinan' ny Barea U23 sy ny...
Read More
TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

TARANJA BOXE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Tontosa ny faha- 10 Jona 2022 tetsy amin'ny kianja mitafon'i Mahamasina ny andro voalohany amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo...
Read More
TARANJA BOXE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

TARANJA ESCRIME: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Tontosa ny faha-10 Jona 2022 ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Escrime, izay notanterahina teny amin'ny kianja...
Read More
TARANJA ESCRIME: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

Notontosaina ny Alakamisy faha-09 Jona 2022, tetsy amin'ny kianjan'ny Elgeco Plus Stadium ny lalao ara-piralahina izay nifanandrinan'ny Barea U23 sy...
Read More
TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

HANDISPORT

Nisy ny fihaonana teo amin'ny Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale Jeneralin'ny Fanatanjahantena sy ny Fédération Handisport ary Melvin sy ny Expert...
Read More
HANDISPORT

FOOTBALL: ANDRO FAHAROA EO AMIN’NY FIFANINTSANANA CAN 2023 MADAGASIKARA 01 – ANGOLA 01

Nisaraka ady sahala ny lalao teo amin'ny Barea an'i Madagasikara sy ny ekipan'i Angola nandritra ny andro faharoa teo amin'ny...
Read More
FOOTBALL: ANDRO FAHAROA EO AMIN’NY FIFANINTSANANA CAN 2023 MADAGASIKARA 01 – ANGOLA 01




Aucune image

MJS : visite des lieux

24 avril 2014 dsimjs 0

Après la passation qui a eu lieu hier, le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur ANDRIAMOSARISOA Jean Anicet,  a tout de suite passé […]

Aucune image

Fifamindram -pahefana

23 avril 2014 dsimjs 0

Tontosa soa amantsara tamin’ny fomba ofisialy sy tamim-piralahiana,  androany maraina tamin’ny 10 ora sasany  ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Ministry ny Tanora sy ny Alavoly,  Andriantiana […]