
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY FANDRIAMPAHALEMANA TAO BETROKA
Ny 21 septambra lasa teo no natokan’ny firenenana mikambana ho fankalazana ny andro iraisam-pirenenana ho an’ny fandriampahalemana.
Ny 21 septambra lasa teo no natokan’ny firenenana mikambana ho fankalazana ny andro iraisam-pirenenana ho an’ny fandriampahalemana.
Ho fanamarihana ny faha 1.000 ny fandefasana fandaharana izay natokana ho an’ireo tanora dia nikarakara hetsika fankalazana izany ny ONG Studio Sifaka ny 21 septambra […]
Ny 21 septambra 2022 no andro natokana hanamafisana ireo foto-kevitra manodidina ny fandriam-pahalemana sy ny tsy fanaovana herisetra izay notanterahana tetsy amin’ny Maison commune des […]
Tontosa ny 18 septambra 2021 tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Volley-ball.
Notanterahina ny 16 septambra 2022 tetsy Ankorondrano ny fampiofanana izay natokana ho an’ireo Tanora avy ao amin’ny FIMPITENOTA
© DSI - MJS