Daily Archives: 9 juillet 2021

ORANGE PRO LEAGUE MADAGASIKARA: FANOLORANA MEDALY SY AMBOARA

Nivoaka mpandresy teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja baolina kitra ho an’ny taom-pilalaovana 2020-2021 ny AS ADEMA.

Fifaninanana izay nahitana klioba 13 nandray anjara avy amin’ny lafy valon’ny Nosy.

Notanterahina androany 08 jolay 2021 tao amin’ny NOVOTEL Ivandry ny fanolorana ny amboara sy fiarahabana azy ireo .