Daily Archives: 14 juin 2021

TATITRY NY GOVERNEMANTA TEO ANATREHAN’NY ANTENIMIERAMPIRENENA.

Nanao ny tatitry ny asa vita nandritra ny taona 2020 teo anivon’ny Antenimierampirenena  ireo Minisitra  isan-tsokajiny anio 14 jona 2021.

Ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Roberto no nanao ny  tatitra mahakasika ny asa vita eo anivon’ny Minisitera izay tantaniny.

COMESA : FIVORIAN’IREO TEKNISIANA AMBONY MISAHANA NY TANORA

Nanomboka anio 14 Jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra tanterahin’ireo teknisiana ambony misahana ny Tanora eo anivon’ny firenena mpikambana ao anatin’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa), izay ahitana firenena 21.