Monthly Archives: mai 2021

FARITRA ATSIMO ANDREFANA: FANAMPIANA AVY AMIN’NY MINISITRA « COACH »

Tonga nisaotra ny mpiasan’ny fahasalamana izay mandray an- tanana ny mararin’ny valan’aretina  covid-19 ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena no sady Minisitra « coach »ny faritra Toliara Andriamatoa TINOKA Roberto Androany 30 May 2021 tao amin’ny lapan’ny Faritra Atsimo Andrefana.

TOLIARA: KIANJA MANARAPENITRA « MAITRE KIRA »

Taorian’ny fitsidihina ny kianja mitafo  tao Toliara dia tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra « Maitre Kira » ihany koa  ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Tinoka Roberto androany30 May 2021.

TOLIARA: FANANGANANA KIANJA MITAFO MANARAPENITRA

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay sady Minisitra Coach ao Toliara androany 30 May 2021.

LALAO FAMARANANA NY FIFANINANANA « HAY TAKY HAVORIA »

Ao anatin’ny hetsika nokarakarain’ny Havoria  ny lalao  « Hay Taky havoria », izay natao omaly zoma 28 Mey 2021 nanomboka tamin’ny 9 ora maraina tao amin’ny ex-cite Ambatonakanga ny lalao famaranana izany lalao izany .