Daily Archives: 11 février 2021

BASKETBALL : QUALIFIERS AFROBASKET 2021 3ème FENETRE- TUNISIE 17 hatramin’ny 21 FEBROARY

Nanainga io maraina io hihazo an’i Nosy be ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena eo amin’ny taranja basketball . Any an-toerana  ny delagasiaonina no handray ny fiaramanidina hitondra azy ireo ho any Tonizia, hiatrika ny fifanitsanana dingana fahatelo (3ème fenêtre) ahafahana miatrika ny AFROBASKET 2021 izay atao any Rwanda.

Hanomboka ny alarobia 17 febroary 2021 ity fifanitsanana isam-bondrona ity ka hifarana ny alahady 21 febroary.