Daily Archives: 8 février 2021

SADC: FANDRAISANA ANJARAN’I MADAGASIKARA AO ANATIN’NY FIVORIAM-BE AN’IREO MPIANTSEHATRA SY TOMPON’ANDRAIKITRA NY TANORA

Tanterahina mandritra ny 08 sy 09 febroary 2021 izao ny fivoriam-be virtoaly an’ireo tompon’andraikitra ny Tanora eto amin’ny Faritra SADC, izay nakana ny hevitr’ireo Firenena mpandray anjara ny amin’ny famolavolana ny politika misahana ny fizakan-tenan’ny Tanora.

BETAFO:KIANJA MITAFO MANARAPENITRA SY KIANJA SYNTHETIQUE

Mandroso ny asa fanamboarana ny Kianja Synthetique sy ny Kianja mitafo manarapenitra ao amin’ny Distrikan’ny BETAFO, faritra Vakinakaratra.

Nidina ifotony nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny alahady 7 febroary 2021, ireo solontena ao amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena notarihin’ Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto.