Daily Archives: 14 janvier 2021

« LALAO GORISA »

Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manolotra ho antsika ny hetsika lalao famaranana « GORISA » ny Alahady 17 Janoary 2021 amin’ny 8 ora sy sasany maraina eo anoloan’ny Gara Soarano Avenue Analakely.