EKLIPSA 1 SEPT 2016 : FANENTANANA @ FANAOVANA SOLOMASO FIAROVANA

  Tompoko, Mba ahafahan’ny malagasy mihanoka  ny eklipsa mandritry ny andron’ny 01 septembre am-pitoniana izay tsy hiverina intsony raha tsy afaka 50 taona indray, ny MINISTERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA dia mangataka ny fiaraha-miasa avy amintsika amin’ny fampitana izao hafatra izao any amin’ireo rafitra ananantsika : JPE, Tanora Garan’teen, ekipa DRJS, DelJS… Entanina ny tanora sy ankizy, ny … Lire la suite de EKLIPSA 1 SEPT 2016 : FANENTANANA @ FANAOVANA SOLOMASO FIAROVANA