Fampiorenana ny fandrimapahalemana maharitra :hisy fampiofanana ao Ambovombe Androy

Ao anatin’ny tetik’asa « Fampiorenana ny fahandriam-pahalemana » izay tohanan’ny

UNFPA Madagascar

amin’ny alalan’ny famatsiam-bolan’ny Peace Building Fund, ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia mikarakara fiofanana hoan’ny tanora aty amin’ny faritra atsimon’ny Madagascar ny 12 ka hatramin’ny 16 novambra 2020 eto Ambovombe Androy. Tanora 40 avy amin’ny faritra Anosy sy Androy no hiaraka hijery ireo paik’ady fampiorenana fandriampahalemana any amin’ny fiaraha-monina misy azy ireo tsirairay avy.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...